-
Deoteronomia 31:7, 8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Niantso an’i Josoa i Mosesy avy eo, ka nilaza taminy teo imason’ny Israely rehetra hoe: “Manàna herim-po ary mahereza,+ fa ianao no hitarika an’ity vahoaka ity hiditra ao amin’ilay tany nianianan’i Jehovah tamin’ny razambeny hoe homena azy, ary ianao no hanome an’ilay izy ho lovan’izy ireo.+ 8 I Jehovah no mandeha eo alohanao, ary hanampy anao foana izy.+ Tsy handao anao izy ary tsy hahafoy anao mihitsy. Koa aza matahotra na mihorohoro.”+
-