-
Josoa 18:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Avy teo amin’ilay tendrombohitra tandrifin’ny ilany atsimo amin’i Beti-horona no nivily nianatsimo ny ilany andrefan’ilay sisin-tany, ka nifarana tany Kiriata-bala, izany hoe Kiriata-jearima,+ tanànan’i Joda. Izany no ilany andrefana.
-
-
1 Samoela 7:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Dia tonga ny lehilahy avy tao Kiriata-jearima, ka nentin’izy ireo niakatra nankao an-tranon’i Abinadaba+ teny amin’ny havoana ny Vata masin’i Jehovah. Ary nohamasinin’izy ireo hiambina an’ilay Vata masin’i Jehovah i Eleazara zanakalahin’i Abinadaba.
-