FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 6:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Dia nankany Bala-joda i Davida sy ny olona rehetra niaraka taminy, mba haka ny Vata masin’ilay tena Andriamanitra.+ Teo anoloan’io Vata io no niantsoan’ny olona ny anaran’i Jehovah Tompon’ny tafika,+ ilay mipetraka eo amin’ny seza fiandrianana eo ambonin’ny* kerobima.+

  • 2 Samoela 6:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Koa nentin’izy ireo niala tao amin’ilay tranon’i Abinadaba teny amin’ny havoana ilay Vata masin’ilay tena Andriamanitra. Ary nandeha teo alohan’ilay Vata i Ahio.

  • 1 Tantara 13:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Novorin’i Davida àry ny Israely rehetra, hatrany amin’ny reniranon’i* Ejipta ka hatrany Lebo-hamata,*+ mba haka ny Vata masin’Andriamanitra any Kiriata-jearima.+

  • 1 Tantara 13:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Nataon’izy ireo teo ambony sarety vaovao+ anefa ilay Vata masin’ilay tena Andriamanitra, rehefa avy nalain’izy ireo tao an-tranon’i Abinadaba. I Oza sy Ahio no nandroaka an’ilay sarety tamin’izay.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara