FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 20:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Fa miara-mandeha aminareo i Jehovah Andriamanitrareo ka hiady amin’ny fahavalonareo, ary hamonjy anareo.’+

  • 1 Samoela 1:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Niakatra avy tao an-tanànany isan-taona io lehilahy io, mba hivavaka* amin’i Jehovah Tompon’ny tafika sy hanao sorona ho azy, tany Silo.+ Mpisoron’i Jehovah+ tany ny zanak’i Ely roa lahy, dia i Hofinia sy Finehasa.+

  • 1 Tantara 17:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Haharitra* sy hankalazaina+ mandrakizay anie ny anaranao, mba ho afaka hilaza ny olona hoe: ‘I Jehovah Tompon’ny tafika, Andriamanitry ny Israely, no Andriamanitra ho an’ny Israely.’ Haharitra eo anatrehanao koa anie ny taranak’i Davida mpanomponao!+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara