Nomery 3:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary tendreo hanao ny asan’ny mpisorona+ i Arona sy ny zanany lahy. Hovonoina ho faty izay olona tsy nahazo alalana* nefa manakaiky ny toerana masina.”+ Deoteronomia 33:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Aleo hampianariny an’i Jakoba ny didim-pitsaranao,+Ary hampianariny an’i Israely ny Lalànao.+ Aleo izy ireo hanolotra emboka manitra mba ho hanitra mahafinaritra anao,*+Ary hanolotra fanatitra mba hodorana manontolo eo amin’ny alitaranao.+ Malakia 2:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
10 Ary tendreo hanao ny asan’ny mpisorona+ i Arona sy ny zanany lahy. Hovonoina ho faty izay olona tsy nahazo alalana* nefa manakaiky ny toerana masina.”+
10 Aleo hampianariny an’i Jakoba ny didim-pitsaranao,+Ary hampianariny an’i Israely ny Lalànao.+ Aleo izy ireo hanolotra emboka manitra mba ho hanitra mahafinaritra anao,*+Ary hanolotra fanatitra mba hodorana manontolo eo amin’ny alitaranao.+