2 Samoela 21:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ary nisy mosary+ naharitra telo taona nisesy tamin’ny andron’i Davida. Dia nanontany an’i Jehovah i Davida, ka hoy i Jehovah: “Meloka ho nandatsa-dra i Saoly sy ny ankohonany, satria novonoiny ho faty ny Gibeonita.”+ Salamo 15:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Mpitoriteny 5:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Mpitoriteny 5:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Aza avela hampanota anao* ny vavanao,+ ary aza miteny eo anatrehan’ny anjely* hoe: “Diso aho tamin’iny.”+ Maninona ianao no mampahatezitra an’Andriamanitra amin’izay lazainao, ka voatery handrava ny asan’ny tananao izy?+
21 Ary nisy mosary+ naharitra telo taona nisesy tamin’ny andron’i Davida. Dia nanontany an’i Jehovah i Davida, ka hoy i Jehovah: “Meloka ho nandatsa-dra i Saoly sy ny ankohonany, satria novonoiny ho faty ny Gibeonita.”+
6 Aza avela hampanota anao* ny vavanao,+ ary aza miteny eo anatrehan’ny anjely* hoe: “Diso aho tamin’iny.”+ Maninona ianao no mampahatezitra an’Andriamanitra amin’izay lazainao, ka voatery handrava ny asan’ny tananao izy?+