FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Tantara 9:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Ary ny Israelita sasany sy ny mpisorona sy ny Levita ary ny mpanompo tao amin’ny tempoly* no mponina voalohany tafaverina teo amin’ny taniny tao amin’ny tanànany.+

  • Ezra 7:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Ilazana koa ianareo fa tsy azo atao ny mitaky hetra na haba+ na hetran-dalana amin’ny mpisorona, ny Levita, ny mpitendry zavamaneno,+ ny mpiandry varavarana, ny mpanompo ao amin’ny tempoly,*+ ary ny mpiasa ao amin’io tranon’Andriamanitra io.

  • Ezra 8:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Ary nomeko baiko izy ireo ho any amin’i Ido, ilay mpitarika tao amin’ilay toerana atao hoe Kasifia. Nasaiko niteny tamin’i Ido sy ny rahalahiny, izay mpanompo tao amin’ny tempoly* nipetraka tao Kasifia, izy ireo, mba hitondra olona hanompo ao an-tranon’ilay Andriamanitray.

  • Nehemia 3:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Ny mpanompo tao amin’ny tempoly*+ izay nipetraka tao Ofela+ no nanamboatra ny simba hatreo amin’ny tandrifin’ny Vavahadin-drano+ any atsinanana, sy hatrany amin’ilay tilikambo mivohitra eo amin’ny manda.

  • Nehemia 7:60
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 60 Nisy 392 ny mpanompo tao amin’ny tempoly*+ sy ny taranaky ny mpanompon’i Solomona.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara