27 Tamin’izay andro izay izy ireo no nataon’i Josoa ho mpaka kitay sy mpantsaka rano ho an’ny fiangonana+ sy ho an’ny alitaran’i Jehovah, eo amin’izay toerana hofidin’Andriamanitra.+ Dia mbola hoatr’izany no ataon’izy ireo hatramin’izao.+
26 Ny mpanompo tao amin’ny tempoly*+ izay nipetraka tao Ofela+ no nanamboatra ny simba hatreo amin’ny tandrifin’ny Vavahadin-drano+ any atsinanana, sy hatrany amin’ilay tilikambo mivohitra eo amin’ny manda.