-
Josoa 18:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Ary nidina nankany amin’ny sisin’ilay tendrombohitra tandrifin’ny Lohasahan’ny Taranak’i Hinoma+ izany. Eo amin’ny ilany avaratra amin’ny Lohasahan’ny* Refaima+ io tendrombohitra io. Nidina nankany amin’ny Lohasahan’i Hinoma ilay sisin-tany, dia nankeo amin’ny ilany atsimo amin’ny tehezan-kavoanan’ny Jebosita,+ ary nidina nankany En-rogela.+
-
-
Josoa 18:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Ary i Jordana no sisin-tany amin’ny ilany atsinanana. Izany no sisin-tanin’ny lovan’ny taranak’i Benjamina, araka ny fianakaviany avy.
-