-
Josoa 19:48Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
48 Izany no lova nozaraina ho an’ny fokon’i Dana, araka ny fianakaviany avy. Ireo ny tanàna sy ny tanàna kelin’izy ireo.
-
-
2 Tantara 28:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Nanafika an’ireo tanànan’i Sefela+ sy Negeba tany Joda koa ny Filistinina,+ ka azon’izy ireo i Beti-semesy,+ Aialona,+ Gederota, Soko sy ireo tanàna niankina taminy,* Timna+ sy ireo tanàna niankina taminy, ary Gimzo sy ireo tanàna niankina taminy. Dia nipetraka tao amin’ireo tanàna ireo ny Filistinina.
-