10 Avy teo Balaha indray ilay sisin-tany no nivily niankandrefana nankany amin’ny Tendrombohitra Seira, ka nitohy teo amin’ny tehezany avaratra amin’ny Tendrombohitra Jearima, izany hoe Kesalona, ary nidina nankany Beti-semesy+ ka nandalo an’i Timna,+