2 Tantara 26:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Tantara 26:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary nivoaka hiady tamin’ny Filistinina+ izy, ka nogorobahany ny mandan’i Gata+ sy ny mandan’i Jabne+ ary ny mandan’i Asdoda.+ Dia avy eo izy nanorina tanàna tany amin’ny faritr’i Asdoda sy tany amin’ny Filistinina.
6 Ary nivoaka hiady tamin’ny Filistinina+ izy, ka nogorobahany ny mandan’i Gata+ sy ny mandan’i Jabne+ ary ny mandan’i Asdoda.+ Dia avy eo izy nanorina tanàna tany amin’ny faritr’i Asdoda sy tany amin’ny Filistinina.