Genesisy 21:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Izany no nahatonga azy hiantso an’ilay toerana hoe Beri-sheba,*+ satria teo izy roa lahy no nanao fianianana. Josoa 19:1-3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ary natao ny antsapaka faharoa+ ka nahazo anjara i Simeona,+ izany hoe ny fokon’i Simeona, araka ny fianakaviany avy. Tao amin’ny lovan’i Joda ny lovan’izy ireo.+ 2 Ireto no lovany: Beri-sheba+ sy Sheba, Molada,+ 3 Hazara-soala,+ Bala, Azema,+
31 Izany no nahatonga azy hiantso an’ilay toerana hoe Beri-sheba,*+ satria teo izy roa lahy no nanao fianianana.
19 Ary natao ny antsapaka faharoa+ ka nahazo anjara i Simeona,+ izany hoe ny fokon’i Simeona, araka ny fianakaviany avy. Tao amin’ny lovan’i Joda ny lovan’izy ireo.+ 2 Ireto no lovany: Beri-sheba+ sy Sheba, Molada,+ 3 Hazara-soala,+ Bala, Azema,+