FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 21:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Izany no nahatonga azy hiantso an’ilay toerana hoe Beri-sheba,*+ satria teo izy roa lahy no nanao fianianana.

  • Genesisy 26:32, 33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Tamin’io andro io, dia tonga ny mpanompon’i Isaka ka nitantara taminy momba an’ilay lavadrano nolavahan’izy ireo.+ Hoy izy ireo: “Nahita rano izahay!” 33 Dia nataon’i Isaka hoe Shiba ny anaran’izy io. Izany no nahatonga ny anaran’ilay tanàna hoe Beri-sheba+ hatramin’izao.

  • Josoa 15:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Ireto avy ny tanàna teny amin’ny sisiny indrindra amin’ny tanin’ny fokon’i Joda, tandrifin’ny sisin-tanin’i Edoma+ any atsimo: Kabzela, Edera, Jagora,

  • Josoa 15:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Hazara-soala, Beri-sheba,+ Biziotia,

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara