-
Nomery 14:44, 45Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
44 Mbola sahisahy ratsy ihany anefa izy ireo ka niakatra teny an-tampon-tendrombohitra.+ Tsy niala teo an-toby kosa i Mosesy sy ny Vata misy ny fifanekena nataon’i Jehovah.+ 45 Dia nidina ny Amalekita sy ny Kananita nipetraka teo amin’ilay tendrombohitra, ka namely sy nanaparitaka azy ireo hatrany Horma.+
-
-
Josoa 19:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Eltolada,+ Betola, Horma,
-