-
Josoa 11:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Niverina i Josoa avy eo ka azony i Hazora, ary novonoiny tamin’ny sabatra ny mpanjakany.+ I Hazora mantsy teo aloha no natanjaka indrindra tamin’ireo fanjakana rehetra ireo.
-