FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 25:33, 34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Raha tsy nisy nanavotra anefa ilay lovan’ny Levita, dia haverina aminy ihany ilay trano namidy tao amin’ny tanànan’izy ireo, rehefa tonga ny Jobily.+ Ny trano ao amin’ny tanànan’ny Levita mantsy no lovan’izy ireo eo amin’ny Israelita.+ 34 Tsy azo amidy kosa ny kijana+ manodidina ny tanànan’izy ireo, satria fananan’izy ireo mandrakizay izany.

  • Nomery 35:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ataovy 1 000 hakiho* miala avy eo amin’ny manda manodidina ny tanàna ny kijana homenareo ny Levita.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara