FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 32:25-27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Dia hoy ny taranak’i Gada sy ny taranak’i Robena tamin’i Mosesy: “Izay andidian’ny tompoko mihitsy no hataon’ny mpanomponao. 26 Hijanona atỳ amin’ny tanànan’i Gileada ny zanakay sy ny vadinay ary ny biby fiompinay rehetra.+ 27 Fa araka izay lazain’ny tompoko, dia izahay mpanomponao rehetra no handeha hiampita, izany hoe izay lehilahy mitondra fitaovam-piadiana ka efa vonona hiady eo anatrehan’i Jehovah.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara