FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 13:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Koa nirahin’i Mosesy avy tany an-tany efitr’i Parana+ izy ireo, araka ny baikon’i Jehovah. Samy lohany teo amin’ny Israelita izy rehetra.

  • Nomery 13:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Kaleba+ zanak’i Jefone no avy amin’ny fokon’i Joda;

  • Nomery 14:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Deoteronomia 1:35, 36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 ‘Tsy hisy amin’ity taranaka ratsy fanahy ity na iray aza hahita an’ilay tany tsara, izay nianianako homena ny razambenareo,+ 36 afa-tsy i Kaleba zanak’i Jefone. Hahita azy io izy ary homeko azy sy ny taranany ilay tany nandehanany, satria nanaraka an’i Jehovah tamin’ny fony manontolo*+ izy.

  • Josoa 14:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Nitso-drano an’i Kaleba zanak’i Jefone àry i Josoa, ka nomeny ho lovany i Hebrona.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara