-
Mpitsara 5:26, 27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
26 Dia nalainy ny fantsika be fanenjanan-day,
Noraisiny tamin’ny tanana havanana ny marotoa,
Dia nasiany tamin’iny i Sisera, ka vaky ny lohany.
Nokapohiny mafy be ny fihirifany ary nolavahany.+
27 Teo anelanelan’ny tongotr’i Jaela izy no nianjera sy nitsitra.
Teo anelanelan’ny tongony izy no nianjera,
Ary teo amin’izay nianjerany izy no resy.
-