FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 18:26, 27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Nalain’izy ireo àry ilay vantotr’ombilahy nomena azy, ka nokarakarainy. Dia niantso ny anaran’i Bala izy ireo hatramin’ny maraina ka mandra-pitataovovonan’ny andro. Niantsoantso izy ireo hoe: “Ry Bala ô, valio izahay!”, kanjo tsy nisy feo re sady tsy nisy namaly.+ Ary tsy nitsahatra nihinjakinjaka nanodidina an’ilay alitara nataony izy ireo. 27 Rehefa nitataovovonana, dia nanesoeso azy ireo i Elia hoe: “Miantsoa faran’izay mafy fa andriamanitra ange izy e!+ Misy zavatra mahalasa saina azy angamba, na lasa any an-kabine* izy. Na sao dia matory izy dia mila fohazina.”

  • Salamo 115:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Manam-bava ireny sampy ireny, fa tsy miteny;+

      Mana-maso, fa tsy mahita;

  • Jeremia 10:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Hoatran’ny sariolona fampitahoram-borona eny amin’ny sahan-kôkômbra ireny, ka tsy afa-miteny.+

      Tsy maintsy bataina ireny satria tsy afa-mamindra.+

      Aza matahotra azy, fa sady tsy afaka manisy ratsy ireny

      No tsy afaka manisy soa.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara