FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 25:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 “‘Raha lasa mahantra ny rahalahinao ka voatery nivarotra ny ampahany amin’ny taniny, dia ny havany akaiky izay afaka manavotra azy no hividy an’izay namidiny.+

  • Deoteronomia 25:5, 6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 “Raha misy mpirahalahy miara-monina ary maty ny anankiray nefa mbola tsy nitera-dahy, dia tsy tokony hanambady olon-kafa ivelan’ny fianakaviana ilay vady navelan’ny maty. Tokony hankany amin’ilay vehivavy ny rahalahin’ny vadiny ary hampakatra azy ho vady, izany hoe hitondra loloha azy.+ 6 Dia hitondra ny anaran’ilay rahalahiny efa maty ny zaza voalohany haterak’ilay vehivavy,+ amin’izay mba tsy ho foana eo amin’ny Israely ny anaran’ilay rahalahiny.+

  • Rota 3:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Dia hoy izy: “Fa iza ianao?” Hoy i Rota: “I Rota mpanomponao ihany ity! Mba rakofy amin’ny akanjonao* ny mpanomponao, satria mpanavotra+ ianao.”

  • Rota 3:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Marina aloha fa mpanavotra+ aho, nefa mbola misy havana akaiky kokoa noho izaho afaka manavotra anao.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara