-
Rota 2:11, 12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Dia hoy i Boaza: “Efa henoko daholo izay nataonao tamin’ny rafozambavinao taorian’ny nahafatesan’ny vadinao. Henoko koa hoe nandao ny rainao sy ny reninao sy ny tany misy ny havanao ianao, dia nankatỳ amin’ny firenena mbola tsy fantatrao akory.+ 12 Enga anie hamaly soa anao i Jehovah noho izay nataonao!+ Ary hahazo valisoa lehibe* avy amin’i Jehovah Andriamanitry ny Israely anie ianao, satria tonga hialoka eo ambany elany!”+
-