1 Samoela 1:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Niakatra avy tao an-tanànany isan-taona io lehilahy io, mba hivavaka* amin’i Jehovah Tompon’ny tafika sy hanao sorona ho azy, tany Silo.+ Mpisoron’i Jehovah+ tany ny zanak’i Ely roa lahy, dia i Hofinia sy Finehasa.+
3 Niakatra avy tao an-tanànany isan-taona io lehilahy io, mba hivavaka* amin’i Jehovah Tompon’ny tafika sy hanao sorona ho azy, tany Silo.+ Mpisoron’i Jehovah+ tany ny zanak’i Ely roa lahy, dia i Hofinia sy Finehasa.+