FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 9:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Dia hoy i Samoela tamin’i Saoly: “Izaho ilay mpahita. Andao hiakatra any amin’ny toerana avo, ary mandehana eo alohako. Hiara-misakafo amiko ianareo androany.+ Dia halefako ianao rahampitso maraina, ary holazaiko aminao izay rehetra tianao ho fantatra.*

  • 2 Samoela 15:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Dia hoy koa ny mpanjaka tamin’i Zadoka mpisorona: “Tsy mpahita moa ianao?+ Miverena ao an-tanàna, ary enga anie ianareo ho tonga soa aman-tsara any! Ento miaraka aminareo izy roa lahy zanakareo, dia i Ahimaza zanakao sy Jonatana+ zanak’i Abiatara.

  • 1 Tantara 9:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Nisy 212 ny olona rehetra voafidy ho mpiandry vavahady teo amin’ny fidirana. Napetraka tany amin’ny tanàna keliny izy ireo, araka ny nanoratana azy tao amin’ny tetirazany.+ Notendren’i Davida sy Samoela mpahita+ hanao an’izany andraikitra izany izy ireo, satria mendri-pitokisana.

  • 1 Tantara 29:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Ary ny tantaran’i Davida Mpanjaka, hatramin’ny voalohany ka hatramin’ny farany, dia voasoratra ao amin’ny asa soratr’i Samoela mpahita sy Natana+ mpaminany ary Gada+ mpahita fahitana.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara