FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 8:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Hoy izy ireo taminy: “Efa antitra ianao izao, nefa ny zanakao tsy mba manao hoatran’ny nataonao. Koa manendre mpanjaka hitsara anay, hoatran’ny any amin’ny firenena hafa rehetra.”+

  • 1 Samoela 8:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Tsy nety nihaino an’izay nolazain’i Samoela anefa ny vahoaka, fa niteny hoe: “Tsy mampaninona anay izany! Efa tena tapaka ny hevitray hoe aleo hisy mpanjaka hifehy anay.

  • 1 Samoela 12:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Io àry ilay mpanjaka nofidinareo, izay nangatahinareo. Jereo fa efa nanendry mpanjaka hifehy anareo+ i Jehovah.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara