-
1 Samoela 30:7, 8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Dia hoy i Davida tamin’i Abiatara+ mpisorona, zanak’i Ahimeleka: “Mba ento etỳ, azafady, ilay efoda!”+ Koa nentin’i Abiatara teo amin’i Davida ilay efoda. 8 Ary nanontany an’i Jehovah+ i Davida hoe: “Hanenjika an’ireo mpandroba ve aho? Ho tratrako ve ry zareo?” Dia hoy izy taminy: “Mandehana enjeho ry zareo, fa tsy maintsy ho tratranao, ary hanafaka an’ireo babo ianao.”+
-