FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 3:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Navelan’i Jehovah teo amin’ilay tany ny firenena sasany mba hitsapana ny Israely, izany hoe izay rehetra mbola tsy nahita ny ady natao tany Kanana,+

  • Mpitsara 3:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ireto avy ireo firenena ireo: Ny mpitondra dimy teo amin’ny Filistinina,+ ny Kananita rehetra, ny Sidonianina,+ ary ny Hivita+ nipetraka tany amin’ny Tendrombohitra Libàna,+ nanomboka tany amin’ny Tendrombohitra Bala-hermona ka hatrany Lebo-hamata.*+

  • 1 Samoela 9:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 “Rahampitso tokotokony ho hoatr’izao, dia halefako atỳ aminao ny lehilahy iray avy any amin’ny tanin’i Benjamina.+ Hosory ho mpitarika eo amin’ny Israely vahoakako izy,+ ary izy no hamonjy ny vahoakako eo an-tanan’ny Filistinina. Efa hitako mantsy ny fahorian’izy ireo ary efa tonga atỳ amiko ny fitarainany.”+

  • 1 Samoela 14:52
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 52 Nafotaka ny ady tamin’ny Filistinina, tamin’ny andron’i Saoly.+ Dia nalain’i Saoly ho anisan’ny miaramilany+ izay lehilahy hitany hoe matanjaka na mahery fo.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara