-
1 Samoela 2:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Tena lehibe teo anatrehan’i Jehovah àry ny fahotana nataon’ireo mpanompo ireo,+ satria nanao tsinontsinona ny fanatitra ho an’i Jehovah ireo lehilahy ireo.
-
-
1 Samoela 3:13, 14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Dia lazao aminy fa homelohiko ny ankohonany noho ny fahadisoana efa fantany,+ ary tsy hiova intsony izany. Manozona an’Andriamanitra mantsy ny zanany lahy+ nefa tsy nanariny mafy.+ 14 Izany no nahatonga ahy hianiana tamin’ny ankohonan’i Ely hoe tsy ho voarakotra mihitsy ny fahadisoany, na dia misy sorona sy fanatitra atao aza.”+
-