10 Halaiko ho vady koa i Rota Moabita vadin’i Malona, mba tsy ho very anarana ny maty sady tsy ho very lova.+ Amin’izay dia tsy hanadino ny anaran’ny maty ny rahalahiny sy izay eo amin’ny vavahadin’ny tanànany. Ianareo no vavolombelon’izany androany.”+
47 Nanamafy orina ny fanjakany teo amin’ny Israely i Saoly, ka niady tamin’ny fahavalony rehetra manodidina, dia ny Moabita,+ ny Amonita,+ ny Edomita,+ ireo mpanjakan’i Zoba,+ ary ny Filistinina.+ Resiny izy ireny tany amin’izay rehetra nalehany.