-
1 Samoela 21:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Nomen’ilay mpisorona azy àry ny mofo masina.+ Tsy nisy mofo mantsy tao afa-tsy ny mofo aseho, izay efa nesorina teo anatrehan’i Jehovah ka nosoloana mofo vaovao tamin’ny andro nanesorana azy.
-
-
1 Samoela 21:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Dia hoy ilay mpisorona: “Ao ny sabatr’i Goliata+ Filistinina, ilay novonoinao teo amin’ny Lohasahan’i* Elaha.+ Mifono lamba ao ambadiky ny efoda+ ilay izy. Raha tianao hoentina ilay izy, dia ento satria tsy misy afa-tsy iny ato.” Ary hoy i Davida: “Aiza indray no hisy hoatran’iny, fa iny omena ahy!”
-