1 Samoela 14:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary hoy i Jonatana tamin’ilay mpitondra ny fiadiany: “Andao hiampita erỳ amin’ny tobin’ireo lehilahy tsy mifora ireo.+ Angamba hanampy antsika i Jehovah. Tsy misy mahasakana an’i Jehovah tsy hamonjy mantsy, na maro isika na vitsy.”+ 2 Samoela 5:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Dia nanontany an’i Jehovah+ i Davida hoe: “Hiakatra hiady amin’ny Filistinina ve aho? Hataonao resiko ve ireo?” Ary hoy i Jehovah taminy: “Miakara fa tena hataoko resinao ny Filistinina.”+
6 Ary hoy i Jonatana tamin’ilay mpitondra ny fiadiany: “Andao hiampita erỳ amin’ny tobin’ireo lehilahy tsy mifora ireo.+ Angamba hanampy antsika i Jehovah. Tsy misy mahasakana an’i Jehovah tsy hamonjy mantsy, na maro isika na vitsy.”+
19 Dia nanontany an’i Jehovah+ i Davida hoe: “Hiakatra hiady amin’ny Filistinina ve aho? Hataonao resiko ve ireo?” Ary hoy i Jehovah taminy: “Miakara fa tena hataoko resinao ny Filistinina.”+