FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 22:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 “Aza manozona* an’Andriamanitra+ na ny mpiadidy* eo amin’ny firenenao.+

  • 1 Samoela 26:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Fa sanatria ahy ny hikasi-tanana ny voahosotr’i Jehovah,+ satria tsy ankasitrahan’i Jehovah izany! Koa alaivo, azafady, ny lefona eo akaikin’ny lohany sy ny jaogy fasiany rano, dia andao handeha.”

  • 2 Samoela 1:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ary hoy i Davida: “Nahoana ianao no tsy natahotra ny hikasi-tanana ny voahosotr’i Jehovah ka namono azy?”+

  • 1 Tantara 16:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Ka niteny hoe: ‘Aza mikasika ny voahosotro,

      Ary aza manisy ratsy ny mpaminaniko.’+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara