FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 9:16, 17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 “Rahampitso tokotokony ho hoatr’izao, dia halefako atỳ aminao ny lehilahy iray avy any amin’ny tanin’i Benjamina.+ Hosory ho mpitarika eo amin’ny Israely vahoakako izy,+ ary izy no hamonjy ny vahoakako eo an-tanan’ny Filistinina. Efa hitako mantsy ny fahorian’izy ireo ary efa tonga atỳ amiko ny fitarainany.”+ 17 Rehefa nahita an’i Saoly i Samoela, dia hoy i Jehovah taminy: “Io ilay lehilahy nolazaiko taminao hoe: ‘Izy no hitondra* ny vahoakako.’”+

  • 1 Samoela 10:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Dia naka jaogy kely misy menaka i Samoela, ka nandraraka an’ilay menaka teo amin’ny lohan’i Saoly.+ Nanoroka azy izy ary niteny hoe: “I Jehovah mihitsy no nanosotra anao ho mpitarika+ eo amin’ny lovany.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara