FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 31:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Zarao izay rehetra azo babo, ka ny antsasany ho an’izay ao amin’ny tafika nandeha niady, ary ny antsasany ho an’ny vahoaka sisa rehetra.+

  • Josoa 22:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Hoy izy tamin’izy ireo: “Modia any amin’ny tranolainareo, miaraka amin’ny harem-be sy biby fiompy maro be, ary koa volafotsy, volamena, varahina, vy, ary fitafiana be dia be.+ Alaivo ny anjaranareo amin’ny zavatra azo babo+ avy tamin’ny fahavalonareo, ka zarao ho anareo sy ny rahalahinareo.”

  • Salamo 68:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Mandositra ireo mpanjakan’ny tafika,+ eny, mandositra izy ireo!

      Mahazo anjara amin’izay nobaboina ny vehivavy mijanona ao an-trano.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara