-
Nomery 31:25-27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
25 Hoy koa i Jehovah tamin’i Mosesy: 26 “Ataovy lisitra ny zavatra rehetra azo babo, na olona na biby. Ianao sy Eleazara mpisorona ary ny lohan’ireo fianakaviambe eo amin’ny vahoaka no hanao an’izany. 27 Zarao izay rehetra azo babo, ka ny antsasany ho an’izay ao amin’ny tafika nandeha niady, ary ny antsasany ho an’ny vahoaka sisa rehetra.+
-
-
Josoa 10:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Tamin’io andro io, tamin’i Jehovah namela ny Amorita ho resin’ny Israelita, no niteny tamin’i Jehovah teo anatrehan’ny Israely i Josoa hoe:
-
-
Josoa 10:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Ireo mpanjaka dimy kosa efa nandositra, ka niafina tao anaty lava-bato tao Makeda.+
-
-
Josoa 12:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Be dia be ny mpanjaka tao amin’ilay tany resin’i Josoa sy ny Israelita tetỳ ampita andrefan’i Jordana, manomboka eo Bala-gada+ eo amin’ny Lohasahan’i Libàna,+ ka hatrany amin’ny Tendrombohitra Halaka+ izay miakatra mankany Seira.+ Dia nomen’i Josoa ho fananan’ny fokon’ny Israely araka ny anjarany avy ny tanin’izy ireo+
-