-
2 Samoela 1:13-15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Nanontany an’ilay tovolahy nilaza an’ilay vaovao i Davida hoe: “Avy aiza moa ianao?” Dia hoy izy: “Zanaka Amalekita nifindra monina eto aho.” 14 Ary hoy i Davida: “Nahoana ianao no tsy natahotra ny hikasi-tanana ny voahosotr’i Jehovah ka namono azy?”+ 15 Nantsoin’i Davida àry ny iray tamin’ireo tovolahy, ary hoy izy taminy: “Avia! Vonoy io.” Dia novonoiny izy, ka maty.+
-