2 Samoela 4:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 dia nosamboriko sy novonoiko ho faty+ tany Ziklaga ilay olona nieritreritra hoe nitondra vaovao tsara rehefa nilaza tamiko hoe ‘Maty i Saoly.’+ Izany ny valisoa nomeko an’ilay mpitondra hafatra!
10 dia nosamboriko sy novonoiko ho faty+ tany Ziklaga ilay olona nieritreritra hoe nitondra vaovao tsara rehefa nilaza tamiko hoe ‘Maty i Saoly.’+ Izany ny valisoa nomeko an’ilay mpitondra hafatra!