1 Samoela 14:47 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 47 Nanamafy orina ny fanjakany teo amin’ny Israely i Saoly, ka niady tamin’ny fahavalony rehetra manodidina, dia ny Moabita,+ ny Amonita,+ ny Edomita,+ ireo mpanjakan’i Zoba,+ ary ny Filistinina.+ Resiny izy ireny tany amin’izay rehetra nalehany.
47 Nanamafy orina ny fanjakany teo amin’ny Israely i Saoly, ka niady tamin’ny fahavalony rehetra manodidina, dia ny Moabita,+ ny Amonita,+ ny Edomita,+ ireo mpanjakan’i Zoba,+ ary ny Filistinina.+ Resiny izy ireny tany amin’izay rehetra nalehany.