37 Enga anie i Jehovah hanampy an’i Solomona hoatran’ny nataony tamin’ny mpanjaka tompoko!+ Ary hataony be voninahitra noho ny seza fiandrianan’i Davida Mpanjaka tompoko anie ny seza fiandrianan’i Solomona!”+
10 Izy ilay hanorina trano ho an’ny anarako.+ Ho zanako izy ary izaho ho rainy.+ Dia hataoko mafy orina mandrakizay ny seza fiandrianany sy ny fanjakany eo amin’ny Israely.’+