Salamo 45:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Andriamanitra no seza fiandriananao mandrakizay mandrakizay;+Ny tehin’ny fanjakanao dia tehina mampanjaka ny rariny.*+ Salamo 89:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Haharitra mandrakizay ny taranany;+Haharitra eo anatrehako toy ny masoandro ny seza fiandrianany.+ Daniela 2:44 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Hebreo 1:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Hoy anefa izy momba ny Zanaka: “Andriamanitra no seza fiandriananao+ mandrakizay mandrakizay, ary ny tehin’ny Fanjakanao dia tehina mampanjaka ny rariny.* Apokalypsy 11:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
6 Andriamanitra no seza fiandriananao mandrakizay mandrakizay;+Ny tehin’ny fanjakanao dia tehina mampanjaka ny rariny.*+
36 Haharitra mandrakizay ny taranany;+Haharitra eo anatrehako toy ny masoandro ny seza fiandrianany.+
8 Hoy anefa izy momba ny Zanaka: “Andriamanitra no seza fiandriananao+ mandrakizay mandrakizay, ary ny tehin’ny Fanjakanao dia tehina mampanjaka ny rariny.*