-
Isaia 9:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Hitombo foana ny fahefany,* ka tsy hifarana mihitsy izany.
Tsy hisy farany koa ny fiadanana+
Eo amin’ny seza fiandrianan’i Davida+ sy ny fanjakany.
Ho mafy orina+ izy io,
Ary ny rariny+ sy ny hitsiny+ no hampaharitra azy,
Manomboka izao ka ho mandrakizay.
Ny hafanam-pon’i Jehovah Tompon’ny tafika no hanatanteraka an’izany.
-
-
Jeremia 33:22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Hataoko maro be ny taranak’i Davida mpanompoko sy ny Levita manompo ahy, ka ho be dia be hoatran’ny zavatra eny amin’ny lanitra* izay tsy voaisa, sy hoatran’ny fasika any an-dranomasina izay tsy voafatra.’”
-