Salamo 89:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Nahita an’i Davida mpanompoko+ aho,Ka nohosorako+ menaka masina izy. Salamo 89:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Haharitra mandrakizay ny taranany;+Haharitra eo anatrehako toy ny masoandro ny seza fiandrianany.+ Salamo 132:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Raha manaja ny fifanekena nataoko ny taranakao,Ary manaraka ny fampahatsiahivana omeko* azy,+Dia hipetraka mandrakizay eo amin’ny seza fiandriananao koaNy taranak’izy ireo.”+
36 Haharitra mandrakizay ny taranany;+Haharitra eo anatrehako toy ny masoandro ny seza fiandrianany.+
12 Raha manaja ny fifanekena nataoko ny taranakao,Ary manaraka ny fampahatsiahivana omeko* azy,+Dia hipetraka mandrakizay eo amin’ny seza fiandriananao koaNy taranak’izy ireo.”+