-
Deoteronomia 20:10, 11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 “Raha manatona tanàna iray ianao mba hiady aminy, dia lazao amin’ny mponina ao izay tokony hataony mba tsy hisian’ny ady.+ 11 Raha manaiky izy ireo hoe tsy hiady ka manokatra vavahady mba hidiranao, dia ho lasanao ny olon-drehetra ao amin’ilay tanàna ka hampanaovinao asa an-terivozona ary hanompo anao.+
-