FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 25:44
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 44 Tokony ho any amin’ireo firenena manodidina no hakanareo mpanompolahy sy mpanompovavy ho anareo. Amin’ireny no azonareo ividianana mpanompolahy na mpanompovavy.

  • Levitikosy 25:46
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 46 Azonareo omena ho lovan’ny taranakareo izy ireny mba ho fananany mandrakizay. Azonareo atao mpiasa izy ireny, fa ny Israelita rahalahinareo kosa aza ampijalina.+

  • Josoa 9:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Ary nantsoin’i Josoa izy ireo dia nilazany hoe: “Nahoana ianareo no namitaka anay ka niteny hoe: ‘Avy any an-tany lavitra be izahay’, nefa etỳ akaikinay etỳ ihany ianareo no mipetraka?+

  • Josoa 9:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Tamin’izay andro izay izy ireo no nataon’i Josoa ho mpaka kitay sy mpantsaka rano ho an’ny fiangonana+ sy ho an’ny alitaran’i Jehovah, eo amin’izay toerana hofidin’Andriamanitra.+ Dia mbola hoatr’izany no ataon’izy ireo hatramin’izao.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara