FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 2:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Taorian’izay, dia nanontany an’i Jehovah+ i Davida hoe: “Hiakatra ho any amin’ny tanàna iray any Joda ve aho?” Dia hoy i Jehovah: “Miakara.” Ary nanontany i Davida hoe: “Aiza aho no handeha?” Dia hoy izy: “Any Hebrona.”+

  • 2 Samoela 5:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Tatỳ aoriana, dia tonga tany amin’i Davida tao Hebrona+ ny foko rehetra teo amin’ny Israely, ka niteny hoe: “Iray ra aminao* ihany izahay.+

  • 2 Samoela 5:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Nanjaka teo amin’ny Joda nandritra ny 7 taona sy tapany izy tao Hebrona, ary nanjaka teo amin’ny Israely rehetra sy ny Joda nandritra ny 33 taona tao Jerosalema.+

  • 1 Tantara 3:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ireo enina ireo no naterak’i Davida tao Hebrona. Nanjaka 7 taona sy tapany tao izy, fa 33 taona kosa tao Jerosalema.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara