-
Josoa 10:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Tamin’io andro io, tamin’i Jehovah namela ny Amorita ho resin’ny Israelita, no niteny tamin’i Jehovah teo anatrehan’ny Israely i Josoa hoe:
-
-
Josoa 18:21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Ireto avy ny tanàna nozaraina tamin’ny fokon’i Benjamina, araka ny fianakaviany avy: Jeriko, Beti-hogla, Emeka-keziza,
-
-
Josoa 18:25Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
25 Anisany koa i Gibeona,+ Rama, Berota,
-
-
Josoa 21:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Dia nomen’ny Israelita ho an’ny Levita tamin’ny antsapaka ireo tanàna ireo sy ny kijanany, araka ny didy nomen’i Jehovah tamin’ny alalan’i Mosesy.+
-
-
2 Tantara 1:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Dia nankany amin’ilay toerana avo tany Gibeona i Solomona sy ny fiangonana manontolo,+ satria tany ilay tranolay fihaonana. An’ilay tena Andriamanitra io tranolay io, ary naorin’i Mosesy mpanompon’i Jehovah tany an-tany efitra.
-