FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 31:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Dia hoy i Saoly tamin’ny mpitondra ny fiadiany: “Tsoahy ny sabatrao dia atsatohy amiko, sao dia ho avy hamely ahy ireo tsy mifora ireo+ ka hampijalijaly ahy sy tsy hiantra ahy.” Tsy nety anefa ilay mpitondra fiadiana, satria natahotra be. Nalain’i Saoly àry ny sabatra, dia nianjerany mba ho voatrobaka izy.+

  • 1 Mpanjaka 16:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Rehefa hitan’i Zimry fa azon’izy ireo ilay tanàna, dia niditra tao amin’ny tilikambo voaro mafy, izay anisan’ny tranon’ny* mpanjaka, izy. Ary nodorany ilay trano ka maty kilan’ny afo tao izy.+

  • Salamo 5:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Hambaran’Andriamanitra hoe meloka anefa izy ireo;

      Ny tetika nataony ihany no hahavoa azy.+

      Enga anie izy ireo ho voaroaka fa nandika lalàna imbetsaka,

      Satria nikomy taminao!

  • Salamo 55:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Fa ianao Andriamanitra ô, no hampidina ny ratsy fanahy any amin’ny lavaka faran’izay lalina.+

      Tsy hahatratra ny antsasaky ny androny ny mpandatsa-dra sy ny mpamitaka.+

      Fa izaho kosa hatoky anao.

  • Matio 27:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Rehefa hitan’i Jodasy, ilay namadika azy, fa voaheloka i Jesosy, dia nanenina izy ka naveriny tany amin’ny lehiben’ny mpisorona sy ny anti-panahy ny volafotsy 30 sekely.+

  • Matio 27:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Asan’ny Apostoly 1:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 —Izany lehilahy izany ilay nividy saha tamin’ny karama azony tamin’ny tsy fahamarinana.+ Ary nianjera izy ka ny lohany no lasa aloha. Dia nipoaka* ny vatany, ka nipotsaka daholo ny tao anatiny.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara