FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 7:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Dia nalain’i Josoa sy ny Israely rehetra i Akana+ zanak’i Zera, niaraka tamin’ilay volafotsy sy ilay akanjo ary ilay vaingam-bolamena.+ Nalain’izy ireo koa ny zanany lahy, ny zanany vavy, ny ombiny, ny ampondrany, ny ondry aman’osiny, ny tranolainy, ary izay rehetra azy, ka nentin’izy ireo teo amin’ny Lohasahan’i* Akora.+

  • Josoa 7:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Ary nasian’izy ireo vato be dia be mivangongo teo amboniny, ka mbola eo izany hatramin’izao. Dia tsy tezitra be intsony i Jehovah.+ Izany no antony nanaovana ny anaran’io toerana io hoe Lohasahan’i Akora,* hatramin’izao.

  • Josoa 8:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Josoa 10:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Navoakan’izy ireo avy tao an-dava-bato àry ireo mpanjaka dimy, dia ny mpanjakan’i Jerosalema, ny mpanjakan’i Hebrona, ny mpanjakan’i Jarmota, ny mpanjakan’i Lakisy, ary ny mpanjakan’i Eglona.+ Ary nentiny tany amin’i Josoa izy ireo.

  • Josoa 10:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Rehefa hilentika ny masoandro, dia nasain’i Josoa nesorina teo amin’ny tsato-kazo izy ireo+ ka natsipy tao amin’ilay lava-bato niafenany. Ary nasiana vato ngezabe teo am-bavan’ilay lava-bato, ka mbola eo izany hatramin’izao.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara