1 Mpanjaka 11:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Fa homeko foko iray ny zanany, mba hisy jiro* ho an’i Davida mpanompoko foana eo anatrehako, any Jerosalema,+ ilay tanàna nofidiko ho ahy mba hametrahana ny anarako. 1 Mpanjaka 15:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Noho ny amin’i Davida+ anefa, dia nomen’i Jehovah Andriamaniny jiro* tany Jerosalema+ izy, ka notendreny handimby azy ny zanany ary navelany hisy foana i Jerosalema. 2 Mpanjaka 8:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
36 Fa homeko foko iray ny zanany, mba hisy jiro* ho an’i Davida mpanompoko foana eo anatrehako, any Jerosalema,+ ilay tanàna nofidiko ho ahy mba hametrahana ny anarako.
4 Noho ny amin’i Davida+ anefa, dia nomen’i Jehovah Andriamaniny jiro* tany Jerosalema+ izy, ka notendreny handimby azy ny zanany ary navelany hisy foana i Jerosalema.